Search engine for discovering works of Art, research articles, and books related to Art and Culture
ShareThis
Javascript must be enabled to continue!

Le terroir et son double

View through CrossRef
Nitari-dàlana ho amin'ny fandalinana ny ara-kolontsainan'ny rafi-piaraha-monina any Mélanésie, lafiny jeografy, i Joël Bonnemaison. Tamin'ny faritra iray anivon'ny afovoan-tany malagasy, Tsarahonenana (Lemak'Ambohibary, Vakinankaratra) no nanombohany ny fikarohany. Roa polo taona taty aoriana dia niverina tamin'io faritra io i Chantai Blanc Pamard sy Hervé Rakoto Ramiarantsoa, mpikaroka amin'ny taranja jeografy, handinika izay fiovàna nisy nandritry izay fe-potoana izay. Maka lafiny roa ity fiverenana tany an-toerana ity : sady niantefa taminy Tsarahonenana no nijery akaiky an'Andranomangamanga, ilay « efitra » any antendrombohitr'Ankaratra nalain'ny mponina tamin'ny taona 1967. Ity boky ity dia maka endrika teny ifanakalozana amin'izay efa nosoratan'i Joël Bonnemaison. Maro ny loha-hevitra voavaofy ao, miainga avy amin'ny zavaniova hita maso : ny habetsahany mponina voavelon'ny faritra, ny fitantànan'ny eo an-toerana ny tontolo iainana, ny fomba fanao ho fanamasahana ny tany, ny heriny lasitra ara-kolontsaina, ny fitrangàn'ny fari-tany... Ny resaka fampandrosoana no fototra amin'izany rehetra izany. Mitantara ny fianarany ny fomba amam-panaon'ny mpandalina jeografy i Joël Bonnemaison, any amin'ny faran'ny boky, no sady milaza koa ny fahitany indray an'io toerana nanaovany fikarohana voalohany io. Ny heviny manokana mikasika ny fivoaran'ny eny ambanivohitra no velariny. Anisan'ny asa farany nosoratany ity boky ity. Ilay faritra malagasy tsy nohadinoiny no iantefan'izany, ary izay voasoratra dia tena mitondra fampianarana ny amin'ny atao hoe jeografy ara-kolontsaina. Maro ny sary voarakitra ao anatin'ny boky, ary ny mpiandany amy ny (University, ireo izay manana andraikitra amin'ny fampandrosoana, ary koa izay rehetra liana amin'ny tany an-dalam-pandrosoana no iantefany. Mampitohy ny omaly sy ny anio i Tsarahonenana no sady maneho endrika vaovao amin'ny fomba fiainan'ny any ambanivohitra, amin'ny tany an-dalam-pandrosoana.
Title: Le terroir et son double
Description:
Nitari-dàlana ho amin'ny fandalinana ny ara-kolontsainan'ny rafi-piaraha-monina any Mélanésie, lafiny jeografy, i Joël Bonnemaison.
Tamin'ny faritra iray anivon'ny afovoan-tany malagasy, Tsarahonenana (Lemak'Ambohibary, Vakinankaratra) no nanombohany ny fikarohany.
Roa polo taona taty aoriana dia niverina tamin'io faritra io i Chantai Blanc Pamard sy Hervé Rakoto Ramiarantsoa, mpikaroka amin'ny taranja jeografy, handinika izay fiovàna nisy nandritry izay fe-potoana izay.
Maka lafiny roa ity fiverenana tany an-toerana ity : sady niantefa taminy Tsarahonenana no nijery akaiky an'Andranomangamanga, ilay « efitra » any antendrombohitr'Ankaratra nalain'ny mponina tamin'ny taona 1967.
Ity boky ity dia maka endrika teny ifanakalozana amin'izay efa nosoratan'i Joël Bonnemaison.
Maro ny loha-hevitra voavaofy ao, miainga avy amin'ny zavaniova hita maso : ny habetsahany mponina voavelon'ny faritra, ny fitantànan'ny eo an-toerana ny tontolo iainana, ny fomba fanao ho fanamasahana ny tany, ny heriny lasitra ara-kolontsaina, ny fitrangàn'ny fari-tany.
Ny resaka fampandrosoana no fototra amin'izany rehetra izany.
Mitantara ny fianarany ny fomba amam-panaon'ny mpandalina jeografy i Joël Bonnemaison, any amin'ny faran'ny boky, no sady milaza koa ny fahitany indray an'io toerana nanaovany fikarohana voalohany io.
Ny heviny manokana mikasika ny fivoaran'ny eny ambanivohitra no velariny.
Anisan'ny asa farany nosoratany ity boky ity.
Ilay faritra malagasy tsy nohadinoiny no iantefan'izany, ary izay voasoratra dia tena mitondra fampianarana ny amin'ny atao hoe jeografy ara-kolontsaina.
Maro ny sary voarakitra ao anatin'ny boky, ary ny mpiandany amy ny (University, ireo izay manana andraikitra amin'ny fampandrosoana, ary koa izay rehetra liana amin'ny tany an-dalam-pandrosoana no iantefany.
Mampitohy ny omaly sy ny anio i Tsarahonenana no sady maneho endrika vaovao amin'ny fomba fiainan'ny any ambanivohitra, amin'ny tany an-dalam-pandrosoana.

Related Results

Terroir in the media: the poetry of people, place and palate
Terroir in the media: the poetry of people, place and palate
Purpose – The purpose of this article is to review the use of the word terroir by print media in France using a multi-method approach. The objective is to uncover...
Biogeosciences and terroir analysis
Biogeosciences and terroir analysis
Terroir is a complex concept aiming to express "collective knowledge of the interactions" between the environment and the vines mediated through human action and "providing distinc...
Conceptualizing Terroir Wine Tourism
Conceptualizing Terroir Wine Tourism
Terroir tourism has been recently recognized to have the potential for developing a new tourism product. However, little research has investigated terroir tourism and its character...
Does Coffee Have Terroir and How Should It Be Assessed?
Does Coffee Have Terroir and How Should It Be Assessed?
The terroir of coffee is defined as the unique sensory experience derived from a single origin roasted coffee that embodies its source. Environmental conditions such as temperature...
L’achat de produits de terroir par les consommateurs dans des conditions macro-économiques difficiles : une étude sur données de panel
L’achat de produits de terroir par les consommateurs dans des conditions macro-économiques difficiles : une étude sur données de panel
• Objectifs L’objectif de cette étude est d’examiner les effets des facteurs liés à l’image du magasin sur le comportement des clients à l’égard des produits MDD (marques de distri...
Exploring terroir product meanings for the consumer
Exploring terroir product meanings for the consumer
L’origine des produits alimentaires et en particulier la référence au terroir est devenue un support de différenciation courant, l’image apportée par le lien au terroir se traduisa...
De la poésie à la peinture
De la poésie à la peinture
La poésie et la peinture étaient toujours deux différentes expressions de l’esprit et de l’âme de l’homme qui sont dédiées à présenter absolument chacune à sa façon ce qui était di...
Terroir store brand authenticity
Terroir store brand authenticity
PurposeThe objective of this exploratory study was to investigate the communication themes that retailers should prioritise to convey terroir store brands’ (TSBs) authenticity and ...

Back to Top